Entry | 1 ahifika |
Root | 2 hifika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Esorina, ariana lavitra: Taitra izy nahita ilay sahona nipetaka teo amin' ny sandriny ka nahifiny terỳ 5 Lavina, toherina, atosika: Nahifiko ny tanany nisambotra ahy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be shaken, to be shaken off [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on rejette d'une manière brusque, qu'on repousse [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 ahifika, fihaika, fihiaka, fikaiha, hifaika, hifiaka |
Updated on 2023/01/05 |