Entry | 1 ahinjitra |
Root | 2 hinjitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao mihinjitra mihenjana: Ahinjiro ny sandrinao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be extended stiffly [1.7] |
Explanations in French |
6 à raidir [1.3] 7 qu'on étend, comme la main [1.8] |
Examples |
8 ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo. [2.996] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/19 |