|
|
|
|

Entry1  ahintsana
Root  2  hintsana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Araraka na alatsaka amin' ny alalan' ny fanozongozonana: Nahintsan' ny rivotra ny voninkazo
5  Alana amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao
6  Sivanina: Ahintsana ny fasika
7  (famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa [1.1]
Explanations in English  8  to be shaken off as fruit from a tree; to fall off as leaves; to fall out as hair [1.7]
Explanations in French  9  qu'on fait tomber en secouant; tomber comme des feuilles mortes; tomber comme des cheveux [1.8]
Examples  10  ahintsana ny voan-katsaka rahefa avy eo, ahahy ho maina. [2.472#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word ahintsana

Anagrams  16  ahintsana, anantsiha, anatsihan, anitsahan, hantsaina, hasantany, hiantsana, nahatsany, nanatsiha, nanitsaha, natsahany

Updated on 2023/01/19