|
|
|
|

Entry1  ahirina
Root  2  hirina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty [1.1]
Examples  5  Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra; [2.313#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  ahirany, ahirina, arahiny, haniria, harainy, hariañy, hariany, harinay, hiarian, hiarina, hiraina, hiranay, iharany, iharian, ihirana, irahina, iraihan, niharia, niraiha

Updated on 2023/01/19