|
|
|
|

Entry1  ahitsaka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka: Misy tsilo ny voditongony ka ny loharantsany no ahitsany rehefa mandeha
Root  4  hitsaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 

Anagrams  10  ahatsika, ahitsaka, hatsakay, hatsiaka, ikatsaha

Updated on 2025/01/21