Entry | 1 ahodidina |
Root | 2 hodidina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanàna taloha mba tsy hahafahan' ny fahavalo miditra ~ Ahodidino ny valahanao itỳ lamba itỳ [1.1] |
Examples |
5 Ny iray ahodidina ny vatan-tavoahangy. [2.117#] 6 Amin' ny sikim-balaka dia ahodidina ny valahana ny lamba ka ampifanindriana, sady indray aforitra kely ny sisiny amin' izany no asisika tsara tsy hivaha. [2.436#] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ahodidina, hadidinao, hodidiana |
Updated on 2023/01/19 |