Entry (1/3) | 1 ahofa |
Root | 2 hofa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Itadiavana mpanofa na olona hanofa: Trano ahofa 5 Omena hipetrahan' olona mpanofa: Nahofako ilay tranoko eny Ambohijanahary fa efa tsy mipetraka ao intsony ny zanako [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 10 ahofa |
Root | 11 hofa |
Part of speech | 12 passive verb |
Explanations in English |
13 to be waved at someone, (as a hat, a cloth. etc.) [1.7] |
Explanations in French |
14 qu'on agite pour faire signe, comme un chapeau, un mouchoir etc [1.8] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 19 ahofa |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 Jono [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 22 afaho, ahofa, fahoa, faoha, foaha, haofa, hoafa |
Updated on 2020/07/31 |