Entry | ahorirana (horirana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be set on edge [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on pose obliquement, incliné; qu'on met sur le côté [1.8] | ||||||||
Examples | Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany.
[1.519] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | ahorirana, hararoina, irorahana |
Updated on 2023/01/19 |