Entry | 1 ahorona |
Root | 2 horona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy 5 Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron' ny olona ny vary, omby aman' ondry 6 Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny tovolahy ~ Nahoron' ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano 7 Baboina: Nahoron' ny fanjakana ny fananan' ilay mpamadika [1.1] |
Explanations in English |
8 to be rolled up [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on roule, qu'on enroule, ramasse; qu'on confisque [1.8] |
Examples |
10 Ny salakako raha ahorona, hoatra ny totohondry; [2.69#] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word ahorona |
Anagrams | 16 ahorona, anoharo, anoroha, hanoroa, haronao, horoana, noharoa, orohana, rahonao |
Updated on 2023/01/19 |