Entry | 1 ahosotra |
Root | 2 hosotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao hosotra: Menaka manitra no nahosony ny volony ka nandraraka eran' ny trano [1.1] |
Explanations in English |
5 to be smeared on something [1.7] |
Explanations in French |
6 Ce qui sert d'enduit, ce avec quoi on oint, on peint, on graisse, on frictionne: Inty ny lakomadina ahosotrao ny volondohanao (Voici de la pommade pour oindre vos cheveux) ~ Loko maitso no tokony hahosotrao ny varavarana rehetra (Il vous faut mettre de la peinture verte à toutes les portes) ~ Inty menaka ahosotrao ny vay (Voici un onguent pour mettre sur le furoncle) [1.3] 7 avec quoi on peint; qu'on applique comme enduit [1.8] |
Examples |
8 ny voantsevabe atono mafana apetaka ahosotra ny vavafery, dia mitanina andro. [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 ahosotra, hosorata, hotsaroa |
Updated on 2023/01/19 |