Entry | 1 ahosy |
Root | 2 hosy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho 5 Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo [1.1] |
Examples |
6 Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika. [2.298#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 ahosi, ahosy, haosy, hasoi, hosai, sahio, saiho, saohy, siaho |
Updated on 2023/01/19 |