|
|
|
|

Entry1  ailika
Root  2  ilika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atosika ho eny an-tsisintsisin-toerana: Aza ailika fotsiny any ambany farafara ny fako fa raofy mihitsy
(tsiny, raharaha) Omena ny hafa, atolaka any amin' ny hafa, nefa tokony ho an' ny tena: Nailiny tamiko indray ny raharaha efa nekeny hatao ~ Nailiny tamin' ny rahalahiny ny hadisoana, nefa izy no tsy nitandrina.
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to be pushed farther off
Explanations in French  6  [1.3] à pousser à côté ou vers, qu’on réunit sur un point, qu'on rejette sur, dont on se débarrasse sur
7  [1.8] qu'on repousse à une certaine distance
Examples  8  Aza ailikao eo akaikin' ny varavarana ny vovoka, fa ario lavitra (Ne poussez pas, ne réunissez pas la poussière près de la porte, mais jetez-la loin) [1.3]
9  Izy no namaky ny siny ka ailiny amiko (Il a cassé la cruche et il rejette la faute sur moi) [1.3]
10  Anjara raharahanao izany ka aza ailika amiko (C'est votre part de travail et ne cherchez pas à vous en débarrasser sur moi) [1.3]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Synonyms  15  ailikilika
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word ailika

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21