Entry | 1 ajanona |
Root | 2 janona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola 5 Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay 6 Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy 7 Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1] |
Explanations in English |
8 to be stopped [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on arrête, qu'on interrompt; [1.8] |
Examples |
10 sy izay fomba ny olom-belona tsy azo ajanona, ka tsy maintsy ho vidiny; [2.59#] 11 Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word ajanona |
Anagrams | 17 ajanona, anjoana |
Updated on 2023/01/19 |