|
|
|
|

Entry1  akademia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fikambanan' olona manampahaizana, mpanoratra, mpanao fikarohana momba ny antokom-pahalalana samihafa [1.1]
Examples  4  Tamin' io fotoana io no nilazany tamin'ny namako fa emitovitovy fanoratra, hoy izy, Ravelô sy Pierre Benoît (mpanoratra mpikambana ao amin' ny akademia frantsay i Pierre Benoît. [2.356#]
Compound words 
Titles 

Updated on 2023/10/29