|
|
|
|

Entry1  akapoka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika
Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany
Examples  4  [2.356#] Nony azo ny sahona efatra dia vonoina, akapoka eny ambony vatolampy.
5  [2.588#] fa raha ady tombon-tànana kosa, dia ny akapoka sy ny atoto ny fahavalo no mety aminy.
Root  6  kapoka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  akapako, akapoka, akopaka, kapaoka, kapoaka

Updated on 2025/01/21