|
|
|
|

Entry1  akarina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana itỳ fitoeram-boky itỳ
Asondrotra, asandratra: Nakarina ho jeneraly ilay kolonely tanora
Ampidirina aradalana ao an-trano ho vady: Nakarin-dRakoto ho vady Rasoa
Explanations in English  4  [1.2] to be brought up, to be fetched up; to be taken up, as words, letters, or persons from inferiors to superiors.
5  [1.7] to be lifted up
Explanations in French  6  [1.8] qu'on soulève, qu'on met plus haut, qu'on met plus haut
Examples  7  [2.508#] Rehefa izany dia akarina ny saina.
8  [2.643#] Tsy maintsy akarina ireo fa mampahory ny madinika.
Root  9  akatra
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word akarina

Anagrams  15  akarany, akarina, anakira, araka ny, iakaran, naraika, niakara, niaraka

Updated on 2025/01/21