|
|
|
|

Entry1  akatona
Root  2  katona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra [1.1]
Explanations in English  5  to be closed, as a door [1.7]
Explanations in French  6  qu'on ferme, (comme une porte) [1.8]
Examples  7  Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny. [2.4#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Illustrations 
12 

Anagrams  13  akantao, akatona, akotana, antaoka, atakona, atanako, atokana, atonàka, atonaka, naatoka

Updated on 2023/01/19