|
|
|
|

Entry1  akepoka
Root  2  kepoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Entina mikepoka, mikarepoka: Ny nify anoloana no nakepony ny taolana fa tsy ny vazana, ka tsy nahalaitra
Hanina, lanina: Nakepony ny volako dia tsy niverina izy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21