Entry | 1 akiraviravy |
Root | 2 kiraviravy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao mikiraviravy, atao mikirazorazo: Aza akiraviravy any ivelan' ny lavarangana ny tongotrao [1.1] |
Explanations in French |
5 à suspendre [1.3#335] |
Examples |
6 Ny volon’ ny renin-jaza dia randranina maro madinika eo amin’ ny isan-tokony avy, ary tovanana volo hafa, izay nahodidina imbetsaka tamin’ ny tapa-kazo madinika ka akiraviravy eo ambony maso sy eo an-dany sofina roa, izany no atao hoe «salotra», taovolo tsy fanao raha tsy amin’ ny hasoavan-jaza [2.436#22] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/19 |