Entry 1/2 | akivy (kivy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Entina hanakivy, manaketraka [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry 2/2 | akivy | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina [1.1] | ||||||||
Examples | Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay.
[2.508] | ||||||||
Anagrams | akivy, vaiky |
Updated on 2023/01/06 |