|
|
|
|

Entry1  akombona
Root  2  kombona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy velarina: Akombony ny bokinareo
5  Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany
6  Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola [1.1]
Explanations in English  7  to be closed, to be brought together, to be shut as the lips, a book, etc [1.7]
Explanations in French  8  qu'on ferme comme les lèvres, un livre, etc; qu'on serre [1.8]
Examples  9  Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [2.4#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  akombona, am-bokona, anombako, manoboka, naombako

Updated on 2023/01/19