Entry | 1 akoretika |
Root | 2 koretika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao mikoretika tsy milamina, mitsiporetika; akorontana, asafotofoto: Nakoretin' ny ankizy ny fitafiana tao am-bata ka nifangaro be ihany |
Morphology |
|
Anagrams | 9 akaretoky, akoretika, iraketako, raiketako |
Updated on 2025/01/21 |