Entry | 1 akoriana |
Root | 2 koriana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan' ny Mpandahatra eny an-dohasaha ny rano mba hamelona ny biby sy ny zavamaniry Akorisa, akisaka: Akoriano hatreto io vato io raha voatosikareo |
Morphology |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |