|
|
|
|

Entry1  akorotsaka (korotsaka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Aidina; akoriana: Rano mahamay no nakorotsany tamin' ny lohako ~ Nakorotsaka tao an-dava-bary ny vary [1.1]
Examples  4  Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin' ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin' ny hantsana. [2.996#]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2023/01/19