Entry (1/2) | 1 alafy (lafy) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy | 3 Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 8 alafy |
Part of speech | 9 noun |
Vocabulary |
10 Botany: grass |
Explanations in Malagasy | 11 Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [1.1] |
Explanations in French | 12 Alafia pauciflora Radlk., Alafia perrieri Jum. et Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon. [Sakalava] [1.196]13 [Tankarana] |
Scientific name |
|
Anagrams | 15 afaly, alafy |
Updated on 2023/02/21 |