Entry | 1 alahelo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny! Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] sorrow poverty 5 [1.2] Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for penury 6 [1.7] affliction |
Explanations in French |
7 [1.8] tristesse, chagrin |
Examples |
8 Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! [2.59] 9 Manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! [2.528] 10 Mifohafoha ny fahatsiarovana sy ny alahelo. [2.499] |
Vocabulary |
11 Emotions |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 28 Alahelo mody hery (Ny Onja (Andriamboamonjy Benjamina Ranaivo)) |
Proverbs | 29 Proverbs containing the word alahelo |
Updated on 2025/01/21 |