Entry | 1 alaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety |
Explanations in English |
4 [1.2] to be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. |
Examples |
5 [2.499] nalainy ilay sary. 6 [2.293] vola roa-polo asainy alainareo? 7 [2.48] ny olona kambana, alaina tsy miteny. 8 [2.48] Ka alaovy izay hahasoa azy. |
Root | 9 ala |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word alaina |
Anagrams | 27 alaina, alanay, ialana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |