Entry | 1 alamo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tenan-javatra avy amin' ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra ary ampiasaina mba hampiraikitra tsara ny loko atao sora-javatra sy handiovana ny rano mikobana [1.1] |
Explanations in English |
4 alum [1.2] |
Explanations in French |
5 alun [1.3] |
Anagrams | 6 alamo, amalo, lamao, malao, maola |
Updated on 2020/07/31 |