Entry | 1 alanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taimoro, Betsimisaraka]
[alañana] fasika 4 [1.78] [Betsimisaraka] voan-javatra anaovana sikidy 5 [1.1] Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana 6 [1.13][alañana] ilazana ny fasika na jia mando |
Explanations in English |
7 [1.2] a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy. |
Explanations in French |
8 [1.3] Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy 9 [1.19] [Tankarana] sable. (fàsina, jìa). § fàsika. 10 [1.13][alañana] sables humides |
Compound words |
|
Quotes | 13 Texts mentioning alanana |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |