Entry | 1 Alananindro |
Part of speech | 2 name (toponym) [Full list] |
Examples |
3 Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Faliandro tany Alananindro. [2.508] 4 Alananindro ao atsimo - Homatsazo (na Homatrazo) ao andrefana atsimo. [2.508] 5 Tamin' ny andro nanjakan' izy mirahalahy ireo no tonga tany Alananindro ny tafika nentin-dRadama I. [2.508] 6 Nizara telo Alananindro, dia Alananindro vatana ao avaratra, Manambolo ao atsimo ary Onisoa ao andrefana. [2.508] |
Anagrams | 7 Alananindro, nandalorany, nandilorana |
Updated on 2020/07/31 |