|
|
|
|

Entry1  alanto
Root  2  lanto
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Alamina, alahatra: Alantoy tsara ireto entako ireto
5  Atao mirindra tsara, atao tsara lahatra: Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  alanto, latona, natola, taolan, tolàna, tolana

Updated on 2023/01/20