|
|
|
|

Entry1  ala olana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] famahana tady mifadiditra
fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana
Explanations in English  4  [1.2]
Examples  5  [2.472#] Ramasy no nahita ny alaolana.
6  [4.27#] Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika.
Elementary words  7  ala, olana
Synonyms  8  ala rohana

Updated on 2024/12/10