Entry (1/2) | 1 alefa |
Root | 2 lefa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asaina, avala mandeha: Nalefany tany Amerika ny zanany Atoraka, atsipy: Nalefako ilay vato ka voa ilay voronkely ~ Alefaso ny baolina Afahana, votsorana: Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo ~ Nalefon' ny fanjakana ireo gadra politika |
Explanations in English |
5 [1.7] to be released; to be sent or shipped; to be sent on its way |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on lâche, qu'on relâche; qu'on expédie; qu'on laisse partir; qu'on envoie |
Examples |
7 Maro ny fandaharana alefa ao. [2.117] 8 rehefa vita ny adiny, dia alefa fotsiny izy; [2.366] 9 Tantara tsangana izy ity, nefa kosa tantara azo alefa amin' ny onjam-peo. [2.285] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 alefa |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Bara]
Vanja indray mandeha |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |