|
|
|
|

Entry1  alemanina
Part of speech  2  noun or adjective
Vocabulary  3  Geography: countries, people
Explanations in Malagasy  4  Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao 5  Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina [1.1]6  German [1.1]7  allemand, allemande [1.1]
Examples  8  Fa ny tsy nety hadinoko indrindra dia ilay fanasana ahy, volana jolay 1953, tany Soisa alemanina, miteny alema, tany Pfaffikon, akaiky an' i Zurich. [2.356#]
Other spellings  9  alemaina, alemaina

Anagrams  10  alemanina, anilemana

Updated on 2022/08/03