|
|
|
|

Entry1  alentika
Root  2  lentika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo
5  Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany [1.1]
Explanations in English  6  to be sunk, to be submerged [1.7]
Explanations in French  7  qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans [1.8]
Examples  8  Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [2.285#]
9  Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany [2.643#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  alentika, niletaka

Updated on 2023/01/20