Entry | 1 aletra |
Root | 2 letra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin' izao ao anaty kiraro ny tongotra? 5 Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy [1.1] |
Explanations in French |
6 qu'on enfonce, qu'on fait pénétrer, qu'on pousse, qu'on presse, qu'on fourre, qu'on introduit avec peine: Tsy azo aletra ao anatin' io hazo io ny fantsika (On ne peut pas enfoncer le clou dans ce bois) ~ Tsy azonao aletra ao anatin' ireo kiraro ireo ny tongotrao (Vous ne pouvez pas faire entrer vos pieds dans ces souliers) [1.3] |
Examples |
7 Tsy nisy azo natao fa dia naletra fotsiny tany, naforitra ny hatony, ary nodonina hiditra ny tampon-dohany. [2.472] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 aelatr, aletra, elatra |
Updated on 2023/01/20 |