|
|
|
|

Entry1  alkaola
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ranon-javatra mahery azo avy amin' ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra hafa (zavapisotro, hazo notenehina, faikan-kodi-boaloboka, beteravy, lasantsim-boninkazo...). Ny ilana ny alkaola dia hanaovan' ny olona zavapisotro mahamamo na karazan-javatra mahasoa: vinaingitra, ranomanitra, fanafody, varinesy

Anagrams  4  alalako, alkaola, Kalalao, kalalao

Updated on 2025/02/08