Entry (1/2) | 1 aloa |
Root | 2 loa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo 5 Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1] |
Explanations in English |
6 to be vomited; to be paid [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on vomit; qu'on paie [1.8] |
Examples |
8 aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236#antananarivomiantsena] 9 Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles | 16 Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, fa ny mamy atelina (Rabenandrasana Lalao François) |
Entry (2/2) | 17 aloa |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 moka [Betsileo]
[1.78] |
Vocabulary |
20 Zoology: invertebrates |
Synonyms | 21 aloe |
Anagrams | 22 aalo, alao, aloa, aola |
Updated on 2023/01/20 |