|
|
|
|

Entry (1/2)1  aloditra
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina mandambolambo
Explanations in French  4  [1.3] ce dont on se sert pour polir, rendre fin, beau, magnifique
Examples  5  [2.472] Nisy langilangy iray efa nentiny, io no naloditra tamin' ny vato ny lohany, ary ny feta azo tamin' izany no nahosotra ilay faritra mivonto.
Root  6  loditra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  aloditra
Part of speech  12  Unspecified
Explanations in Malagasy  13  [1.78] [Betsimisaraka] ranitina

Anagrams  14  adilotra, aloditra

Updated on 2025/01/21