Entry | 1 alofo |
Root | 2 lofo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo no nalofo tamin' ny nahafatesan' Itompokolahy Ranona [1.1] |
Examples |
5 Manavinavy aho ity, ka raha tahiny aho dia lasa, dia afeno ato Ambatomanoina, ary ataovy ho ny omby alofo ahy afa-tsy izay omen' ny olona. [1.436#] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word alofo |
Updated on 2023/01/20 |