Entry | 1 alozina |
Root | 2 alo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Entin-teny: Tsy alozin-teny amin' ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana Loarana: Raha nalozina avy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty lovia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Ikoto Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo avy ny varinareo raha tianareo |
Explanations in English |
5 [1.2] to have one's rice moistened with gravy; to be supplied with provisions which have been taken from the plate or spoon of a master or superior; to be brought through the medium of another, as messages brought by one person to another. |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word alozina |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |