|
|
|
|

Entry1  alzerianina
Part of speech  2  noun or adjective
Vocabulary  3  Geography: countries, people
Explanations in Malagasy  4  ny firenena monina any amin' ny tanin' i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan' i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivavahana silamo ny Alzerianina 5  momba an' i Alzeria na an' i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina alzerianina vao nahazo ny fahaleovantenany [1.1]
Explanations in English  6  algerian [3.1]
Explanations in French  7  algérien, algérienne [3.1]

Anagrams  8  alzerianina, renilazaina

Updated on 2020/07/31