|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambadika
Part of speech  2  noun or adverb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny toerana ao ivohon' ny zavatra iray: Miery ao ambadiky ny hazo ao izy
Explanations in English  4  [1.7] the other side
on the other side; concealed
Explanations in French  5  [1.3][am-badika] l'autre côté, le penchant opposé, le côté opposé, l'envers
[am-badika] de l'autre côté, sur le penchant opposé, sur le côté opposé, sur le verso, sur l'envers
6  [1.8] le verso
de l'autre côté, en cachette
7  [1.13] verso
Examples  8  Be tseroka ny ambadik' ity kapaoty ity (L'envers de ce manteau est très sale) [1.3]
9  Mideza ny ambadik' io tendrombohitra io (L'autre côté de cette montagne est escarpé) [1.3]
10  Lasa any am-badiky ny tendrombohitra ny omby (Les boeufs sont partis de l'autre côté de la montagne) [1.3]
11  Misy tanimanga vaky ao am-badiky ny tafon-trano (Il y a des tuiles cassées de l'autre côté du toit) [1.3]
12  Zahao ao am-badiky ny takela-taratasy fahafolo (Voyez le verso de la dixième page) [1.3]
Morphology 
13  Simple :
14  Past :
Compound words 

Entry (2/2)18  ambadika
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  [1.1] Karazana diamanga na daka, mitovitovy amin' ny kapatokana (jar.): mihodina tampoka ilay namely, amin' ilay tsy ampoizin' ilay mikatroka aminy iny, dia alefany any andamosina ny tongony -- indraindray ny felatanany amin' izay mitehina amin' ny tany -- ka mafy fiantefa izaitsizy izany, manoatra noho ny tsipaka anoloana na ny kopala.
Explanations in French  21  [1.3] nom d'une manière de lancer le coup au jeu de savate
Vocabulary  22  Sports
Compound words 

Anagrams  24  ambadika, midabaka

Updated on 2023/10/15