|
|
|
|

Entry1  ambainday
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny halavan' ny sakan' ny lamba anaovana ny lay, na ny halavan' ny lain-tsambo, izay iankinan' ny tanjany sy ny heriny
Ny halehiben' ny fivelatry ny asa na zavatra iray: Mihevitra ny hanitatra ny ambaindain' itỳ orinasa itỳ aho
Elementary words  4  ambay, lay

Anagrams  5  ambainday, Ambanidia

Updated on 2025/01/21