Entry | 1 ambakaina |
Root | 2 amb |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitahina amin' ny varotra, na eo amin' ny lanjany, na eo amin' ny fatrany, sns: Nambakain' ny mpivarotra ianao, anaka, raha io no henana dimampolo Fitahina noho ny fahatsorana be loatra na ny tsy fahalalana |
Explanations in English |
5 [1.2] to be deceived, to be defrauded, to be deluded, to be cheated. 6 [1.7] to be cheated, to be deluded |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on trompe, qu'on dupe |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ambakaina |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |