|
|
|
|

Entry1  ambakiloha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ) [1.1]
Explanations in French  4  sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [Tankarana] [1.19]
Compound words 
Proverbs  6  Proverbs containing the word ambakiloha

Anagrams  7  ambakiloha, mahakobila

Updated on 2020/07/31