Entry | 1 ambaraka ny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany) |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |