Entry | 1 ambiroa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany |
Explanations in English |
4 [1.2] the ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa. 5 [1.7] the "second soul"; a ghost |
Explanations in French |
6 [1.8] la "seconde âme"; fantôme |
Vocabulary |
7 Religions, Beliefs |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word ambiroa |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |