|
|
|
|

Entry (1/2)1  amboara (voara)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em tina eny am-pamoloana [1.1]
4  Anentan-javatra iray fehezana, antonona ho entin' ny olona iray mitondra [1.1]
5  Fiarahan-javatra maro mirindra: Amboaram-peo [1.1]
Explanations in English  6  A sheaf [1.2]
7  A sheaf of grain; a bouquet of flowers [1.7]
Explanations in French  8  Gerbe [1.3, 1.8]
9  Bouquet de fleurs [1.8]
Compound words 
Titles 

Entry (2/2)12  Amboara
Part of speech  13  name (toponym)
Proverbs  14  Proverbs containing the word Amboara
Tables and plates  15  Full list

Anagrams  16  ambaora, ambarao, amboara

Updated on 2020/07/31