Entry | 1 amboarina |
Root | 2 voatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony 5 Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny [1.1] |
Explanations in English |
6 to be prepared; to be arranged; to be repaired [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare [1.8] |
Examples |
8 Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io. [1.519#] 9 Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino. [1.437#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word amboarina |
Anagrams | 16 amboarina, amboriana, anambario, anamboary, arambonay, ramboanay |
Updated on 2023/01/20 |